Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 39:40 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny fefy lamban'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany ary ny vavahady lamba eo amin'ny vavahadin'ny kianja ary ny kofehiny sy ny tsimatra, ary ny fiasana rehetra momba ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:40 amin'ny teny manodidina.