Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 39:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary namisaka ny volamena ho takelaka manify izy, dia nandidididy azy ho kofehy volamena, hahasiny amin'ny manga sy ny volomparasy sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika, dia asan'ny mpanenona mahay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 39

Jereo Eksodosy 39:3 amin'ny teny manodidina.