Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny sekely dimy amby fito-polo amby fiton-jato sy arivo no nanaovany ny fihantonana tamin'ny andry, sy nametahana takela-bola tamin'ny lohany, ary nanaovany ny anjaka hitohizany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:28 amin'ny teny manodidina.