Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny namany dia Oholiaba, zanak'i Ahisamaka, avy amin'ny firenen'i Dana, mpiasa tefy sy rafitra ary mpanenona mahay sady nahay tenona samy hafa soratra tamin'ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:23 amin'ny teny manodidina.