Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 37:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny elatry ny kerobima nivelatra teo ambony, ka nalofan'ny elany ny rakotra fanaovam-panavotana; ary ny tavany nifanatrika, sady nanatrika ny rakotra fanaovam-panavotana koa izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37

Jereo Eksodosy 37:9 amin'ny teny manodidina.