Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 37:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Bezalila nanao ny fiara tamin'ny hazo akasia: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 37

Jereo Eksodosy 37:1 amin'ny teny manodidina.