Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny hendry rehetra teo amin'izay nanao ny raharaha dia nanao ny tabernakely: dia ambainy folo amin'ny rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena; kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no nataony sorany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:8 amin'ny teny manodidina.