Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandidy Mosesy ka nandefa teny eran'ny toby rehetra nanao hoe: Aza misy manao zavatra intsony hatao fanatitra ho amin'ny fitoerana masina ianareo, na lahy na vavy. Dia izany no nampitsaharana ny olona tsy hanatitra intsony;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:6 amin'ny teny manodidina.