Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin'ny zana-kazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo hiorenan'ny lahiny roa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:24 amin'ny teny manodidina.