Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 36:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao tadivavarana manga teo an-tsisin'ny ambainy iray izy, dia teo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana; ary nanao toy izany koa tamin'ny ambainy farany izy, dia teo an-tsisin'ny anankiray efa voavitrana koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 36

Jereo Eksodosy 36:11 amin'ny teny manodidina.