Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 35:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary samy nanatona izy, dia izay rehetra nampahazotoin'ny fony, ary izay rehetra namporisihin'ny fanahiny, ka nitondra ny fanatitra ho an'i Jehovah hanaovana ny trano-lay fihaonana sy ny fanompoana rehetra momba azy ary ny fitafiana masina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 35

Jereo Eksodosy 35:21 amin'ny teny manodidina.