Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:9 Malagasy Bible (MG1865)

dia hoy izy: Tompo ô, raha mba mahita fitia eo imasonao aho, aoka Hianao, Tompo ô, handeha ao afovoanay (fa firenena mafy hatoka izy), ka mamelà ny helokay sy ny fahotanay ary raiso ho lovanao izahay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:9 amin'ny teny manodidina.