Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:7 Malagasy Bible (MG1865)

mitahiry famindram-po ho an'ny olona arivo mandimby, mamela heloka sy fahadisoana ary fahotana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka sy ny zafy hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:7 amin'ny teny manodidina.