Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:35 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hitan'ny Zanak'Isiraely ny tavan'i Mosesy, fa, indro, namirapiratra ny hoditry ny tavany; dia nasaron'i Mosesy ny tavany indray ny fisalobonana mandra-pidiny hiteny aminy indray.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:35 amin'ny teny manodidina.