Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty ireo teny ireo, fa araka ireo teny ireo no nanaovako fanekena aminao sy amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:27 amin'ny teny manodidina.