Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa handroaka firenena eo alohanao Aho ka hanitatra ny fari-taninao; ary tsy hisy olona haniry ny taninao, raha miakatra hiseho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao intelo isan-kerintaona ianao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:24 amin'ny teny manodidina.