Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 34:20 Malagasy Bible (MG1865)

fa ny voalohan-teraky ny boriky kosa dia hosoloanao zanak'ondry; ary raha tsy hanolo azy ianao, dia hofolahinao ny vozony; ary ny lahimatoa rehetra amin'ny zanakao dia havotanao. Ary aoka tsy hisy hiseho foana tsy mitondra fanatitra eo anatrehako.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 34

Jereo Eksodosy 34:20 amin'ny teny manodidina.