Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 33:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Hianareo dia olona mafy hatoka; koa raha hiara-miakatra aminao Aho, na dia indray mipi-maso aza, dia handringana anao Aho; koa ankehitriny, esory ny firavakao hiala aminao, mba ho fantatro izay hataoko aminao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:5 amin'ny teny manodidina.