Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 33:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Indro fa Hianao milaza amiko hoe: Ento miakatra ity firenena ity, ary Hianao tsy mbola nampahafantatra ahy izay hirahinao hiaraka amiko; kanefa Hianao efa nilaza hoe: Mahalala anao tokoa Aho, ary efa nahita fitia eo imasoko koa ianao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:12 amin'ny teny manodidina.