Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 33:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah niteny nifanatrika tamin'i Mosesy, tahaka ny olona miresaka amin'ny sakaizany. Ary niverina nankeo amin'ny toby izy; fa ny mpanompony, dia Josoa zatovo, zanak'i Nona, tsy niala tamin'ny lay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:11 amin'ny teny manodidina.