Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 33:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy hoe: Mandehana miakatra hiala atỳ ianao sy ny firenena izay nentinao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta, ho amin'ny tany izay nianianako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Ny taranakao no homeko azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 33

Jereo Eksodosy 33:1 amin'ny teny manodidina.