Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 32:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy nihodina ka nidina avy tao an-tendrombohitra, nitondra ny vato fisaka roa nisy ny Vavolombelona teny an-tànany; ny vato fisaka nosoratana teo amin'ny lafiny roa: dia teo anatrehany sy teo ambadika no nisy ny soratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 32

Jereo Eksodosy 32:15 amin'ny teny manodidina.