Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 31:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hotandreman'ny Zanak'Isiraely ny Sabata hankatoavany azy hatramin'ny taranany fara mandimby, dia fanekena mandrakizay izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:16 amin'ny teny manodidina.