Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 31:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia milaza amin'ny Zanak'Isiraely ianao hoe: Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho amiko, sy ho aminareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Izay manamasina anareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 31

Jereo Eksodosy 31:13 amin'ny teny manodidina.