Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 30:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary handray ny vola avotra amin'ny Zanak'Isiraely ianao, ka hataonao amin'ny fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana; ary ho fahatsiarovana ho an'ny Zanak'Isiraely eo anatrehan'i Jehovah izany, ho avotry ny ainareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:16 amin'ny teny manodidina.