Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy koa Izy: Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba. Dia nisaron-tava Mosesy, fa natahotra hijery an'Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 3

Jereo Eksodosy 3:6 amin'ny teny manodidina.