Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 29:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanak'ondry iray koa haterinao nony hariva; ary fanatitra hohanina sy fanatitra aidina tahaka ny natao tamin'ny fanatitra maraina no hampombainao azy, ho hanitra ankasitrahana, dia fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:41 amin'ny teny manodidina.