Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 29:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ho anjara mandrakizay ho an'i Arona sy ho an'ny taranany avy amin'ny Zanak'Isiraely izany, fa fanatitra asandratra izany; ary hisy fanatitra asandratra haterin'ny Zanak'Isiraely avy amin'ny fanati-pihavanany rehetra ho fanatitra asandratra ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:28 amin'ny teny manodidina.