Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 29:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary analao ny rà, izay eo ambonin'ny alitara, sy ny diloilo fanosorana, ka afafazo amin'i Arona sy amin'ny fitafiany, ary amin'ny zanany sy amin'ny fitafian'ny zanany koa; dia ho masina izy sy ny fitafiany ary ny zanany sy ny fitafian'ny zanany koa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:21 amin'ny teny manodidina.