Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 29:18 Malagasy Bible (MG1865)

ary dory ho fofona eo ambonin'ny alitara ny tenan'ny ondrilahy; ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah izany, dia hanitra ankasitrahana, fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 29

Jereo Eksodosy 29:18 amin'ny teny manodidina.