Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fehin-kibo momba ny efoda, izay eo amboniny ka hiray aminy sady hitovy tarehy aminy, dia hatao volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:8 amin'ny teny manodidina.