Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no fitafiana izay hataony: saron-tratra sy efoda sy akanjo ivelany sy akanjo lava tenom-boaroy sy hamama ary fehin-kibo; dia hanao fitafiana masina ho an'i Arona rahalahinao izy, sy ho an'ny zanany, mba ho mpisorona ho Ahy izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:4 amin'ny teny manodidina.