Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Arona hitondra ny anaran'ny Zanak'Isiraely eo amin'ny saron-tratra fitsarana manolotra ny fony, raha miditra amin'ny fitoerana masina izy, mba ho fahatsiarovana mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:29 amin'ny teny manodidina.