Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 28:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manaova saron-tratra fitsarana, ka asan'ny mpanenona mahay, toy ny nanaovana ny efoda, no hanaovanao azy; volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina no hanaovanao azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:15 amin'ny teny manodidina.