Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 27:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary eo amin'ny vavahadin'ny kianja dia hisy vavahady sy lamba roa-polo hakiho, dia manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, asan'ny mahay tenona samy hafa soratra; ho efatra ny tsangantsangany, ary ho efatra ny faladiany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 27

Jereo Eksodosy 27:16 amin'ny teny manodidina.