Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 26:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manaova andry hazo akasia dimy ho amin'ny varavarana lamba, ka peta­ho takela-bolamena; ary ho volamena koa ny fihantonany; ary mandrendreha faladia varahina dimy hiorenany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:37 amin'ny teny manodidina.