Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 25:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary manaova ny loviany sy ny lovia keliny ary ny fitoeran-divainy sy ny kapoakany ho fanidinam-panatitra; volamena tsara no hanaovanao ireo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25

Jereo Eksodosy 25:29 amin'ny teny manodidina.