Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 25:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ao no hihaona aminao Aho, ka ao ambonin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hitenenako aminao, dia ao anelanelan'ny kerobima roa, izay eo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona, ka holazaiko izay rehetra handidiako anao holazainao amin'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25

Jereo Eksodosy 25:22 amin'ny teny manodidina.