Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 24:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zatovo amin'ny Zanak'Isiraely nirahiny, dia nitondra fanatitra dorana ireo ka namono vantotr'ombilahy hatao fanati-pihavanana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:5 amin'ny teny manodidina.