Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 24:18 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niditra tao afovoan'ny rahona Mosesy ka niakatra tao amin'ny tendrombohitra; ary nitoetra tao amin'ny tendrombohitra efa-polo andro sy efa-polo alina Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:18 amin'ny teny manodidina.