Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 24:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy naninjitra ny tànany tamin'ireo lehiben'ny Zanak'Isiraely Izy; dia nahita an'Andriamanitra izy ireo, ary nihinana sy nisotro.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:11 amin'ny teny manodidina.