Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 23:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tandremo koa ny andro firavoravoana amin'ny fijinjana ny voaloham-bokatry ny asanao, izay nafafinao tany an-tsaha, sy ny andro firavoravoana amin'ny fanangonana amin'ny faran'ny taona, raha manangona ny vokatry ny asanao avy any an-tsaha ianao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:16 amin'ny teny manodidina.