Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:24 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mampisambo-bola ny oloko izay malahelo eo aminao ianao, dia tsy ho toy ny mpampanana vola aminy; fa tsy hampandoa zana-bola azy ianao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:24 amin'ny teny manodidina.