Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:19 Malagasy Bible (MG1865)

Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin'ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin'i Jehovah ihany, dia ho voaozona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:19 amin'ny teny manodidina.