Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:15 amin'ny teny manodidina.