Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 22:10 Malagasy Bible (MG1865)

dia fianianana amin'i Jehovah no hitsarana azy roa tonta, hahafantarana na efa naninjitra ny tànany ka naka ny fananan'ny namany ilay anankiray, na tsia; ary heken'ny tompony izany, dia tsy hisy onitra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:10 amin'ny teny manodidina.