Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 21:6 Malagasy Bible (MG1865)

dia ho entin'ny tompony ho eo anatrehan'Andriamanitra izy, ary dia ho entiny ho eo amin'ny varavarana, na ho eo amin'ny tolam-baravarana, ka hotevehin'ny tompony amin'ny haolo ny sofiny; dia hanompo azy mandrakizay izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:6 amin'ny teny manodidina.