Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 21:4 Malagasy Bible (MG1865)

Raha manome vady azy ny tompony, ka miteraka zazalahy na zazavavy aminy izy, dia ho an'ny tompony ihany ny vadiny sy ny zanany, fa izy irery ihany no hiala.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:4 amin'ny teny manodidina.