Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 20:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory ianao amin'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:10 amin'ny teny manodidina.