Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tsy azony nafenina intsony izy, dia nangalany fiara zozoro, ka nopetahany asfalta sy dity ny fiara, dia napetrany tao ny zaza; ary napetrany tao anaty zozoro teo amoron'i Neily ny fiara.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:3 amin'ny teny manodidina.